Services administratifs pour les Étudiants Malagasy

Services administratifs pour les Étudiants Malagasy Pour pouvoir aider les autres, il faut avoir soi-même ce sentiment que les autres ont besoin de vous.

Intéressant bé ity ho anareo izay maniry hianatra aty France 🇨🇵🇨🇵🇨🇵
25/11/2023

Intéressant bé ity ho anareo izay maniry hianatra aty France 🇨🇵🇨🇵🇨🇵

05/10/2023
05/10/2023

Fantatrao ve hoe manana droit miasa ny mpianatra izay te hanohy fianarana aty France na Belgique ?
Tena afaka mianatra sady miasa tsara ny mianatra🥰
Ao anaty vidéo ny fanazavana momban'izay.

Efa hisokatra amin'ny 09octobre koa ny bureau anay ao Antsirabe koa manasa anao hanantona mivantana raha misy fanontaniana amin'ireo services isakarazany atolotray.

Mitohy hatrany koa ny fanampiana en ligne🥰❤️
Contact : [email protected]

A ne pas rater ☝️☝️☝️
30/09/2023

A ne pas rater ☝️☝️☝️

24/09/2023

👉🏽👉🏽👉🏽RESAKA GARANT izay tsy maintsy hanana’ny mpianatra raha hanohy fianarana aty Europe.
Fampatsiahivana kely: raha te anohy fianarana aty France 🇫🇷 sy Belgique 🇧🇪 ianao dia mandefasa mail amin’ny adresse [email protected] fa vonona izahay hanampy anao😍❤️
FRANCE: Mety avokoa na RAD, Zoky, havana, namana no manao azy.
Mila manana moyen 615€/mois ilay garant akotran’ny chargeny manokana atao antoka ilay mpianatra.
BELGIQUE: Tsara raha olona mipetraka any Belgique no manao garant. Mety koa nefa raha olona efa eto Europe
Mila manana salaire minimum 1968€/mois plus 789€/mois hoan’ilay mpianatra ilay garant izany hoe 2.758€/mois NET no salaire tokony hananany.

Manana droit miasa ny mpianatra ary possible mahavita miantoka tena irery mandritrany fianarany fa obligatoire amin’ny fangatahana VISA ilay garant.

Ireo vola 615€ (France) sy 789€(Belgique) ireo dia antoka eo amin’ny Soins santé, hébergement, études,rapatriement… raha misy olona ilay ankizy.

🥰🥰🥰BOURSE D'EXCELLENCE MASTER France 🥰🥰🥰Mois de janvier farany fametrahana dossierEfa ireo ny informations rehetra fa az...
15/09/2023

🥰🥰🥰BOURSE D'EXCELLENCE MASTER France 🥰🥰🥰
Mois de janvier farany fametrahana dossier
Efa ireo ny informations rehetra fa aza tara.

08/09/2023

☘️☘️☘️ Te anohy fianarana ny France na Belgique ve ianao?
Araho hatramin’ny farany ny video🎥
Mandefasa mp amin’ny pejy na amin compte Facebook Étudiant Aupair Malagasy na amin email : [email protected] 🖊️🖊️🖊️
Aza miandry ela fa homano ny dossier ilaina 📓📓
Ianao sisa no handrasana fa efa eto izahay hanampy anao🌸🌺
Mirary soa🌷🌷

08/09/2023

🌺🌺🌺Te anohy fianarana any France na Belgique ve ianao?🌺🌺🌺
-Araho hatramin’ny farany ny vidéo🎥🎥
-Mandefasa hafatra amin’ny Mp na amin’ny email: [email protected] na amin’ ny compte Facebook Étudiant Aupair Malagasy.🖊️
-Aza miandry fa homano avy hatrany ny dossier📓📓📓
❤️Mirary soa❤️

👉Informations tsara ho fantatra mialoha🌸 Ny tanjon'ny pejy dia hanampiana ireo tanora Malagasy izay maniry hanohy fianar...
31/08/2023

👉Informations tsara ho fantatra mialoha
🌸 Ny tanjon'ny pejy dia hanampiana ireo tanora Malagasy izay maniry hanohy fianarana aty ivelany (France/Belgique)
🌸Hampafantarina anareo ny procédures sy critères rehetra ilaina sy arahina amin'izany.
🌸Ary ny services atolotray dia ny fikarakarana ny dossier rehetra ilaina, accompagnement feno amin'ny procédures na en ligne io na amin'ny toerana voatondro (bureau/université...)
☝️☝️☝️Kanefa izany rehetra izany mila fanomanana ara-tsaina, ara-batana, ara-bola sy maro samihafa.
Manomboka amin'ny herinandro dia hozaraina amin'ny antsimpirihana izay voalaza rehetra izay🥰🥰
Araho ny pejy❣️❣️

Adresse

Albertville
73200

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Services administratifs pour les Étudiants Malagasy publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter L'université

Envoyer un message à Services administratifs pour les Étudiants Malagasy:

Partager