04/24/2026
VONJY HARY TIANA Sabine has been a guide at the
Association of Guides in Ranomafana since 2000.
She enjoys informing people about how important it is to protect animals and plants. She speaks Malagasy, French and English.
Because of her training, she likes to introduce visitors to the existence of natural species and explain more about them, such as how birds have different sounds and plants have different powers. She shares the history of Ranomafana National Park and the many ways one can protect the environment.
She teaches visitors about birds, crocodiles, lemurs, plants, butterflies, snakes, lizards, spiders, and insects. She also tells visitors where all of the species live in the forest.
This video series is titled:
“Preserving knowledge of endemic species in Madagascar through storytelling”
Watch on YouTube:
https://youtu.be/srrzWQDIldI?si=GGXmTZ1djD9JBLi9
The series was produced in 2020 during the
COVID-19 pandemic.
Funded by: , School of
Anthropology and WISE Tropics
Edited by:
Produced by:
Full credits in video.
~
«Firaketana Ireo Firaketana ireo fahalalana mahakasika ny karazam-biby sy zava-maniry andemika eto Madagasikara miainga avy amin’ny fitantarana tantara»
Izy dia mpitari-dia ao amin’ny AGR na ny Association des Guides Ranomafana, efa hatramin’ny taona 2000 izany. Anisany sehatra tena tiako ny mampahalala sy mitandrina ny biby sy ny zava-maniry. Miteny ny teny
Malagasy sy Frantsay ary Anglisy koa izy.
Noho ny fioafana nataony dia tiany ny mamapahafantatra ny vahiny mpitsidika ny fisian’ny karazan-javaboahary sy ny manazava azy ireo bebe kokoa toy ny fananan’ny biby iray karazam-peo samihafa ohatra ny vorona izay manana feo efatra (4) samihafa, ary koa ny zava-maniry izay manana ny hery samy hafa. Mbola ao koa ny tantara sy ny fomba maro hoentina iarovana ny tontolo ¡ainana izay mbola mitoetra mandraka ankehitriny.
Voafehy ao anatin’izany ny fahaizana manazava toy ireo vorona, varika, tanalahy, zava-maniry, lolo, bibilava, androngo, tanapisaka, bibikely toy ny famakiloha ary ireo toerana misy tanantara maro ao anaty ala.
(Rest in comments)